|
|
|
|

Teny iditra1  oran-kerinandro
Singan-teny  2  orana, herinandro
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  orana maharitra mandritra ny hafitoana, izay fahita indrindra eo amin' ny volana Fevrie na Marsa [1.1]
Tovy hevitra  5  laifito, oran-kafitoana

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17