Teny iditra | ota fady | |
Singan-teny | ota ; fady | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana ny zavatra nasaina nofadina [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui a violé des défenses religieuses Observances violées [1.3] | |
Fivaditsoratra | ota fady, tafaody |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28 |