Teny iditra otoazana (oty)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Tapahina hiala amin' ny taho: Otoazy ireo voankazo ireo fa efa masaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : otoazana, otoazako, otoazanao, otoazany, otoazantsika, otoazanay, otoazanareo, otoazan', otoazan-, otoazam-, otoaza-
Ny lasa : notoazana, notoazako, notoazanao, notoazany, notoazantsika, notoazanay, notoazanareo, notoazan', notoazan-, notoazam-, notoaza-
Ny hoavy : hotoazana, hotoazako, hotoazanao, hotoazany, hotoazantsika, hotoazanay, hotoazanareo, hotoazan', hotoazan-, hotoazam-, hotoaza-
Filaza mandidy : otoazy
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20