Teny iditra | 1 otrik' afo |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Afo tehirizina ao anaty lavenona; afo miotrika na misarona ao anaty lavenona ka tsy maty |
Singan-teny | 4 otrika, afo |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny otrik' afo io |
Fivaditsoratra | 8 fitoroka, otrik' afo, trafoiko |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |