|
|
|
|

Teny iditra1  ovimanga
Singan-teny  2  ovy, manga
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  5  (de ovy: tubercule; et manga ici dans le sens de beau). Ipomoea batatas (Lam.) Poir. (Convolvulaceae). Nom ancien de la patate douce. On dit plutôt aujourd'hui voamanga. [Betsimisaraka] [1.196]
[Betsileo]
Ohatra  6  ary ovimanga no tokony ho anaran' ny vomanga, satria ny ovy tanty no nisy taloha- ka tonga itony ovy koa; [1.437#]
7  Ny vehivavy nanonofy nihady ovimanga vokatra sy voatavo maintso maro dia fambara hono fa hanan-janaka izy. [1.353#]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  9  mivangoa, ovimanga

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26