Teny iditra | 1 ovy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavamaniry fihinana ny vodiny, noho izy be tavolo, tsara, fantatra koa amin' ny anarana hoe ovimbazaha |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] sweet potatoes; potatoes |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] patate; pomme de terre 6 [1.196] (toute l'île). Nom général des tubercules et notamment de ceux qu'on peut consommer comme aliment. Nom donné aussi à l'ensemble de la plante quand il s'agit des espèces suivantes, suivant les dialectes :
|
Voambolana |
7 Haizavamaniry: anana |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Ohabolana | 50 Ohabolana misy io teny ovy io |
Fivaditsoratra | 51 ivo, ovy, vio, VOI, voy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |