Teny iditra (1/3) | 1 oza |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 Fanasana (ny tarehy, ny tanana, ny tongotra) 9 Ny loto manaraka ny rano avy nanasana zavajavatra, toy ny tanana, tarehy, lovia: Ozan-dovia [1.1] |
Ohatra |
10 Ny sasany milaza fa tao anatin' i Mesopotamia ihany oza; [1.38] |
Teny iditra (2/3) | 11 Oza |
Sokajin-teny | 12 anaran-tsamirery (ara-baiboly) |
Voambolana |
13 Soratra Masina |
Fanazavàna teny anglisy |
14 Uz [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 Uç [2.996] |
Tovy hevitra | 16 osa, osa |
Tsanganana sy sary iray takila |
17 Fitanisana |
Lahatsoratra |
18 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Oza |
Teny iditra (3/3) | 19 Oza |
Sokajin-teny | 20 anaran-tsamirery (ara-baiboly) |
Voambolana |
21 Soratra Masina |
Fanazavàna teny anglisy |
22 Uzza [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay |
23 Uzza [2.996] |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 24 Toko sy andininy momba Oza |
Tsanganana sy sary iray takila |
25 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 26 azo, oza, zao- |
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/18 |