|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  osa
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny iharana :
4  Anarana :
5  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  6  Tsy manana tanjaka na herim-batana; mora reraka na tsy salama: Osa fa tsy tahaka ny lehilahy ny vehivavy.
7  Malemy, kely aina, saozanina, reraka, mihozohozo, mangozohozo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  feeble, weak; coward [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  faible, sans courage, sans énergie, lâche, poltron [1.3]
10  faible, poltron [1.8]
Ohatra  11  Antitra sy osa ny raiko. [2.270#]
12  Aza ilaozanao aho fa efa osa, hoy koa i Neny. [2.643#]
Kamban-teny 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny osa io

Teny iditra (2/3)16  osa
Sokajin-teny  17  anarana
Voambolana  18  Haizavamaniry: ahitra
Fanazavàna teny malagasy  19  zavamaniry eny amin'ny toerana misy vato, tsy avo fa iva faniry [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)20  Osa
Sokajin-teny  21  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  22  Soratra Masina
Fanazavàna teny anglisy  23  Uz [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  24  Uç [2.996]
Ohatra  25  Zanak'i Arama: osa, Hola, Getera, ary Mesa. [2.996]
Tovy hevitra  26  oza, oza
Tsanganana sy sary iray takila  27  Fitanisana
Lahatsoratra  28  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Osa

Fivaditsoratra  29  aso, osa, sao, soa

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01