Teny iditra | paositra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Antokon-draharaham-panjakana misahana ny fitondrana ny taratasy sy entana ifandefasan' ny olona [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The mails, the postal service [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | La poste [1.8] | |
Ohatra | Inona no nataon' Ingahirainy tao amin' ny Paositra tao?
[2.470] | |
Ny fihaviany | Frantsay: poste. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |