|
|
|
|

Teny iditra 1  pasohina
Fototeny  2 pasoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Lamaina, tsindriana amin' ny vy hafanaina mba halamalama tsara tsy hisy miketrona na miforiporitra: Tokony hopasohina iny pataloanao iny fa efa miforiporitra
9 Alamina: Pasohy tsara aloha ny resaka vao mihaona amin' ny lehibe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be smoothed, to be ironed, to be palliated. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20