| Teny iditra | 1 patraka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Feon-javatra vaventiventy miara-mikorotsaka
11 fikatraka zavatra mitete mahalankalana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 showers or rain
[1.2] |
| Voambolana | 13 Haitoetrandro |
| Tovy hevitra | 14 patrapatraka |
| Fikambanana | 15 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe patraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|