Teny iditra | 1 patrakala |
Singan-teny | 2 patraka, ala |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Vongan-drano vaventy izay mitete avy amin' ny ravinkazo any anaty hazo rehefa avy ny orana, ka mipoapoaka (mipatrapatraka) noho ny hamafisan' ny fianjerany |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [Ala, a forest.] dripping rain from trees |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#481][patrak' ala] grosses gouttes qui tombent des feuilles; grosses gouttes de pluie |
Ohatra |
7 ny zavozavo sy erika zary patrakala vaventy soa miara-mandina, ratsy miarabasoka; [2.587#] 8 Nefa izao dia mamanala izato alina mavany , Erika sy patrakala no nanondraka ny tany; [1.247#] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |