|
|
|
|

Teny iditra 1  patrapatrahana
Fototeny  2 patrapatraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza olona na zavatra ianjerana vongan-drano: Nialoka teo ambody hazo iray izahay ka nopatrapatrahan' ny orana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20