|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  pelaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  9 [Antambahoaka] fisaka [1.78]
10 Fisaka sy lehibe, manify ary mivelatra (toy ny ravina ravinala na afontsy na saonjo). [1.1]
Tovy hevitra  11 pelapelaka
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe pelaka

Teny iditra (2/2) 13  pelaka
Sokajin-teny  14  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  15 [Bezanozano] jamba [1.78]

Fivaditsoratra  16 lapake, 17 lepaka, pelaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22