|
|
|
|

Teny iditra 1  pelapelaka
Fototeny  2 pelaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  14 Fisaka sy lehibe, manify ary mivelatra (toy ny ravina ravinala na afontsy na saonjo) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 [Provincial] provincial word for firapiratra [1.2#476]
Fanazavàna teny frantsay  16 plat et large comme une planche, comme une feuille de bananier, de papier [1.3#481]
Ohatra  17  am-body vato : Ny raviny soa pelapelaka, Ny tahony soa mahamanina. [2.69#]
Tovy hevitra  18 pelaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22