Teny iditra pensilihazo
Singan-teny pensily ; hazo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo lavalava kely misy atiny manjarano, atao fanoratana amin' ny taratasy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A lead pencil. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Crayon de bois [1.13]
Ohatra 
1Nisy sila-taratasy sy ambim-pensilihazo tany am-paosin' i Doda. [2.4]
2Motinjavatra toy ny pensilihazo no atosika miakatra na midina, dia maty na mirehitra. [2.332]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07