|
|
|
|

Teny iditra 1  pepoina
Fototeny  2 pepo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asiana lempona, atao pepo: Adala mihitsy i Soa kely: nopepoiny tamin' ny vato ny sininy
9 Tsy avala hitraka, tsy avala handroso: Aza pepoina ny tanora fa avela izy hivelatra amin' ny maha-izy azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be made hollow [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20