|
|
|
|

Teny iditra 1  peratra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  9 Masom-by na metaly hafa (volafotsy, volamena) atsofoka amin' ny rantsantanana mba hatao firavaka na ho mari-pomba misy heviny sy dikany: Peratry ny fifamofoana ~ peratry ny mariazy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 a finger ring. [Comp. Swa. Pete, a ring.] [1.2]
11 a ring worn on the finger [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 bague [1.8]
Ohatra  13  Jenjin' ny fahitana rantsany nisy peratra ny masoko, ka tsy nety hijery zavatra hafa intsony. [2.471#69]
14  I Feno nahazo satroka lamba, na I Manana nividianana peratra varahina, na I Neny navelan' I Dada havidy lamba fitafy iray, nefa ny taloha mbola tsy rovitra. [2.472#21]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20