|
|
|
|

Teny iditra 1  pesipesenina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny lasa :
5  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  6 Heverina, (tsy fampiasa afatsy raha miaraka amin' ireto teny ireto: tsy azo, tsy hita, tsy takatra): Tsy hita pesipesenina ny haben' ny masoandro [1.1]
Ohatra  7  azo antoka anefa fa tsy ho laitra aloa vola satria tsy hotaka-pesipesenina ny sandan' ny fanarenana ny takaitra. [4.27#]
Tsipelina hafa  8 pesipesinina
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe pesipesenina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22