|
|
|
|

Teny iditra 1  pesipesinina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny lasa :
5  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  6 Heverina, (tsy fampiasa afatsy raha miaraka amin' ireto teny ireto: tsy azo, tsy hita, tsy takatra): Tsy hita pesipesinina ny haben' ny masoandro [1.1]
Tsipelina hafa  7 pesipesenina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22