|
|
|
|

Teny iditra 1  petahana
Fototeny  2 petaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Raiketana: Nopetahany taratasy misy teny fanarabiana ny lamosin' Isambilo
9 Asiana, tefohana: Petaho tehamaina io zaza io fa maditra
10 Raisina, samborina: Nopetahan' ny polisy tlay mpangalatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be made to have something sticking on, as a wall to be papered. [1.2]
12 to have something stuck on it [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 qu'on colle ou applique sur quelque chose [1.8]
Ohatra  14  ary dia petahana ny tanan-tsotro niafana, petahana indroa amy ny io [2.48#117]
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21