|
|
|
|

Teny iditra1  petaka orona
Singan-teny  2  petaka, orona
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza olona izay fisaka mila hitovy tantana amin' ny tarehiny ny haavon' ny orony [1.1]
Voambolana  5  Haiaina

Fivaditsoratra  6  anaporetako, naporetakao, petaka orona

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/23