Teny iditra | petra-kevitra | |
Singan-teny | petra- (petraka) ; hevitra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny frantsay | [ petrakevitra ] Hypothèse [1.13] | |
Hypothèse [1.5] | ||
Ohatra | Matetika dia matetika anefa no tsy mitombina ireo foto-pahalalana ireo raha tsy amin' ny lafiny ifandraisany amin' ny petrakevitra teo am-piandohana, ary dia voafetra araka ny toerana sy ny vanim-potoana ny fananany hery.
[4.27] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/03 |