|
|
|
|

Teny iditra 1  petrapetraka
Fototeny  2 petraka
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 duplicatif fréquentatif [1.3]
Ohatra  7  Natao tsara petrapetraka taloha, ka mbola tadidiana mandraka anio. [2.245#60]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20