| Teny iditra | 1 mipetrapetraka |
| Fototeny | 2 petrapetraka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Ohatra |
7 mipetrapetraka sy feno fandeferana lava izao kosa I Katy anabaviny.
[2.470#82]
8 nipetrapetra-poana teo an-tokotanin' Ampanarivoana, tamin' ny 20 May 1863, Ranary. [2.270#41] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|