|
|
|
|

Teny iditra1  petsapetsa vava
Singan-teny  2  petsapetsa, vava
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  olona tsy mahatam-bava, mania vava, milaza ny nafenina na ny tsy tokony holazaina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/22