Teny iditra petsapetsa (petsa)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny tany misy rano ka mangeniheny, mangonahona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Sloppy. [1.2]
 Wet, soaked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mouillé, trempé [1.8]
Ohatra Tenisy vita vazaha izay no an' ny vavy Ramoa va tsy zava-tsarobidy ery no hitarizany azy, tsy mivoaka raha tsy toetr' andro petsapetsa. [2.470]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra petsapetsa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Honahona nototofana natao tanimbary [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/03