Teny iditra pia-koho
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Feon' ny hoho ampifampisakohina amin' ny hoho hafa iray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [Hoho, a nail.] The clicking of the thumb nails in killing lice. [1.2]
Singan-teny piaka ; hoho
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07