Teny iditra (1/7) | 1 pika |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra na tambinteny |
Fanazavàna teny anglisy |
3 alone [Provincial]
[1.2#479] |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (2/7) | 6 pika |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
13 Fipitsihan-javatra miala amin' ny toerana misy azy, ka misy feo kely miaraka amin' izany; fampifantsitsirana; fandosirana. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
14 a click of a knife or lock; a pocket-knife, probably from the click of a blade; sweet potatoes peeled and cooked with fat. [1.2] 15 the click of a knife or a lock [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 action de sauter, de bondir, de jaillir, de se détacher, de se déboiter avec bruit, d'éclater en produisant une petite détonation 17 action de s'évader [1.3] 18 petit bruit ou éclat comme d'un canif qu'on replie [1.8] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/7) | 21 pika |
Sokajin-teny | 22 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
23 bokotra misy andahiny sy ambaviny [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
24 bouton pression [1.13] |
Teny iditra (4/7) | 25 pika |
Sokajin-teny | 26 anarana |
Voambolana |
27 Haizavamaniry: voninkazo |
Fanazavàna teny malagasy |
28 Karazam-boninkazo izay madinika maro loko mahafinaritra mitambatambatra ny felany [1.1] |
Ohatra |
29 Ny pika sy ny dalia no voninkazo tiany indrindra, ka namboleny teo. [2.332] |
Teny iditra (5/7) | 30 pika |
Sokajin-teny | 31 anarana |
Voambolana |
32 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
33 Sens général : éclater en lançant des étincelles. Nom donné aux bois qui éclatent avec bruit lorsqu'on les met au feu. Ce sont surtout suivant les dialectes : 34 Allophylus arboreus Choux (Sapindaceae) [Betsimisaraka] 35 Tina gelonium Schult. (Sapindaceae). Voir aussi piky [Taimoro] [1.196] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (6/7) | 37 pika |
Sokajin-teny | 38 anarana |
Voambolana |
39 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
40 (Betsileo) Brindilles sèches, employées comme combustible, surtout pour allumer le feu. Broutilles. Ce nom est donné à plusieurs arbustes fréquemment employés à cet usage. Souvent des philippia (Ericaceae). [1.196] |
Teny iditra (7/7) | 41 pika |
Sokajin-teny | 42 anarana |
Voambolana |
43 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
44 (de pika : sautillement). Manioc en bouchons, décortiqué avant le séchage. Il est élastique et sautille facilement. [1.196] |
Fivaditsoratra | 45 kipa, pika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/26 |