Teny iditra pilina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanafody miendri-boananana kely natao hatelina avy hatrany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A pill [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pilule [1.8]
  [Merina] (de l'anglais : pill). Pilule [1.196]
Ohatra 
1Raha hivatsy pilina moa, aiza no hitehirizana azy! [2.472]
2Haron-kely misy ny mofon' ny ankizy sy fanafody pilina sy ranony no teo anilan-dRasoa. [2.470]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Anglisy: pill.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07