|
|
|
|

Teny iditra1  pinnata
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: espèce ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
4  Acacia pinnata  roidambo
5  Azolla pinnata  kamilamina, manontona, manotomaitso, manotona, ramilamina
6  Kalanchoe pinnata  falatanantsifaona, malainana, rendadiaka, sodifafana, tsilafafa
7  Paullinia pinnata  famehivala, famevala, fany, kihosa, kiosa, marirana, masonombilahy, vahifamehivala, vahifitoaty, vahikony, vahimarinanga, vahimarirana

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/16