|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  pioka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] jereo fioka
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] le sifflement de la badine
Voambolana  5  Feo
Sampanteny 
6  Anarana :
Tovy hevitra  7  piopioka

Teny iditra (2/2)8  pioka
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.78] [Tambahoaka] fifadian-kanina

Fivaditsoratra  11  apiko, Ikopa, kaopy, kapoy, kipao, kipoa, kopay, kopia, pioka, poaky, poika, pokay

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02