Teny iditra piseho (seho)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Vezo] Celui qui est fier, hardi [1.68]

Teny iditra -piseho (seho)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe fiseho
Ohatra 
1Hany ka nateti-piseho ny ady an-trano. [2.113]
2Varian-dalao amin' ny hatsaran' ny hariva sy ny diavolam-penomanana haingam-piseho ny ankizy ny ankizy ka tsy mbola nisy niditra ny tokonana. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05