|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  pizina
Fototeny  2 py
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 anaovana baiko amin' ny maso: Nopiziko maso izy vao nangina fa saika mbola hiteniteny be tao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be made to twinkle; fig. to be deterred [1.2]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe pizina
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 12  pizina
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 [Sihanaka] voromahailala [1.78]
Voambolana  15  Haibiby: vorona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21