|
|
|
|

Teny iditra 1  poizina
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  11 Zavatra mety hahafaty raha tafiditra ao anatin' ny tena amin' ny alalan' ny fihinanana, fisotroana, sns [1.1]
12 zaka simika manimba ny taova [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  13 poison [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 poison [1.8, 1.13]
15 (de l'anglais : poison). Nom donné à tout ce qui est toxique, susceptible d'empoisonner. Plus spécialement les fruits de Cerbera venenifera (Poir.) Steud. (Apocynaceae), longtemps employés comme poison ordalique. [1.196]
Ohatra  16  Dia nandeha ilay dokotera, ka nentiny ilay antsy voaisy poizina. [2.293]
17  Hamamiana misy poizina matetika ka tsy maintsy hitandreman-tena fatratra. [2.470#46]
Voambolana  18  Fahasalamana
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe poizina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20