Teny iditra | 1 polisy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Lalàna |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Olona manao fanamiana manokana, mitandrina ny filaminana ao an-tanàna: Miantso polisy ~ Polisin-dalana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 the police, a police constable [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 la police; agent de police [1.8] |
Ohatra |
7 Tonga teto ny polisy, nefa tsy nahita azy intsony. [2.472] 8 Tsy mba samborin' ny polisy ve izy ireny, ry Dada? [2.470] 9 Ny polisy nanao famotorana sy nanoratra avy koa no nijanona. [2.4#] |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny polisy io |
Nohavaozina tamin' ny 2022/03/21 |