|
|
|
|

Teny iditra 1  poritina
Fototeny  2 poritra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Terena: Aza poretinareo aho fa avelao handeha
9 Terena amin' ny tanana, razana: Noporetiny ny sandriko ka nikiakiaka aho [1.1]
Ohatra  10  poritina hatraiza hatraiza izahay, nefa tsy tery; [2.996]
Tsipelina hafa  11 poretina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22