|
|
|
|

Teny iditra 1  porofo
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  18 Zavatra na hevitra entina mana-marina ny filazana: Tsy manaiky aho raha tsy mahita porofo
19 Fanamarinana: Anisan' ny porofon' ny fisian' Andriamanitra ny firindran' ny zavaboary
20 Andrana: Porofon-tsary
21 Sorapirinty voalahatra ka mbola halana diso: Manitsy ny diso amin' ny poro fom-pirinty [1.1]
22 fanamarinana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  23 proof [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  24 preuve [1.8, 1.13]
25 épreuve photographique [1.8]
26 cliché, épreuve [1.13]
Ohatra  27  Zavatra tsy anananao porofo no antsoantsoinao, sady zava-doza rahateo koa. [2.472#226]
28  Tsy misy porofo na adi-hevitra izany, fa loko io ka samy manondro izay azoazony. [2.5]
Fikambanana  29  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 9 misy ny teny hoe porofo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20