|
|
|
|

Teny iditra 1  manaporofo
Fototeny  2 porofo
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 manamarina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 justificatif, justificative [1.4.fr#460]
Ohatra  10  Tsarovy ireo ohabolana malagasy manaporofo ny maha-iray ny olombelona! [2.285#]
11  Ireto mbola misy ohatra vitsivitsy manaporofo ny firoboron' ny varotra sy famarinan' olona nataon' ny Holandey. [2.366#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20