|
|
|
|

Teny iditra1  purpurea
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: espèce ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
4  Ipomoea purpurea  bahia, kisarisarimbomanga, sarisarimbomanga, sarisarivomanga, tsingovihovy, vahintsidity, vahitsidy, vomanganalika, vomangangoaika, vomangoaika
5  Tambourissa purpurea  ambora, amboraberavina, amboramangidy, amboravavy, vanaka
6  Tephrosia purpurea  akatafotsy

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/16