Teny iditra Rabary Jean-Joseph
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Rabary (1864-1947/02/21)
Pasteur, professeur et écrivain de vaste culture, avantageusement connu dans l'Ile... Mais c'est surtout comme romancier et historien que le Pasteur Rabary est connu... [1.11]
Voambolana 
Singan-teny Rabary ; Jean ; Joseph
Asa navoany Antananarivo zato taona lasa izay
Fahatsiarovana ny fahazato taonan' ny namonoana an-dRafaralahy Andriamazoto : Martiora malagasy faharoa 1838-1938
Ny Baiboly
Ny Fanahy
Ny tantaran' ny Martiora malagasy
Ny tsy fahatesanan' ny fanahy
Rasalimo sy Raketaka
Tsy ary volamena avokoa izay rehetra mamiratra
Raketaka zandriko 1904
Lasa nialoha lalana 1915/07
Ny Daty Malaza : na ny dian' i Jesosy Kristy teto Madagasikara 1929
Rainandriamampandry : na ilay maritioran' ny tanindrazany tamin' ny taona 1896 1957

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20