Teny iditra | radona | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Tsara bika, mifanentana sy mifanao ara-keviny amin' izay maha-tsara azy ny habe sy ny halava [1.1] | |||
Sampanteny |
| |||
| ||||
Tovy hevitra | radondradona | |||
Fivaditsoratra | andrao, androa, darona, dorana, radona, rodana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |