Teny iditra | radondradona (radona) | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Tsara bika, mifanentana sy mifanao ara-keviny amin' izay maha-tsara azy ny habe sy ny halava [1.1] | |||
Sampanteny |
| |||
Tovy hevitra | radona | |||
Fivaditsoratra | radondradona, rodandrodana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |