Teny iditra | 1 rahariva |
Singan-teny | 2 raha, hariva |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Voambolana |
4 Fotoana |
Ohatra |
5 Afa-tsy izany, hiverina indray ny tsindrona indroa rahariva sy ny sisika. [2.4] 6 rahariva amin' ny valo ny fotoanantsika. [2.472] 7 Ary rahariva, dia miangona indray, dia handro rano ny andriana. [2.48] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/08 |