Teny iditra (1/3) | 1 raha |
Sokajin-teny | 2 mpampitohy |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Mitarika fehezan-kevitra izay milaza fepetra iankinan' ny fahatanterahan' ny fehezan-kevitra iray hafa: Raha mihira ianao dia homeko vola [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 When, if [1.2, 1.7] 5 As for, since [1.2] 6 When and if [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 Si, quand [1.3#498, 1.8] 8 Lorsque [1.3#498] |
Ohatra |
9 raha sakafo no manimanitra, mazoto homana ny mpihinana. [2.470] |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
29 Ny mpampitohy rehetra |
Teny iditra (2/3) | 30 raha |
Sokajin-teny | 31 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
32 zavatra [1.78] 33 anona [1.78] 34 Teny fahita indrindra any anindran-tany entina hilazana fanahy tsy fantatra, izay matetika manimba na mety hanimba: Misy raha ao anatin' io rano io [1.1] 35 Teny ilazana izay tsy tiana na tsy hay holazaina mazava tsara: Hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao raha [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
36 For raharaha and zavatra [1.2#488] |
Fanazavàna teny frantsay |
37 Chose, comme zavatra [1.3#498] 38 Substance [1.13] 39 Quelque chose, chose, objet [1.405] |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
Ohabolana | 47 Ohabolana misy io teny raha io |
Teny iditra (3/3) | 48 Raha |
Sokajin-teny | 49 anarana (lohatenin-tononkalo) |
Voambolana |
50 Haisoratra: tononkalo |
Singan-teny | 51 raha |
Mpanoratra |
52 Ratany Samuel |
Tsanganana sy sary iray takila |
53 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 54 hara, raha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/31 |