|
|
|
|

Teny iditra1  Raharolahy Elie
Singan-teny  2  Raharolahy, Elie
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  Raharolahy Elie (1901-1949) (Ny Erika, Harioley, Dorshonam) [3.1]
5  Mpanoratra tantara foronina indrindra no ahalalana Ny Erika. Raharolahy no tena anarany nefa mbola nanana solon' anarana hafa koa izy eo amin' ny sahan' ny literatiora, dia i Harioley, Dorshonam [2.313]
Voambolana  6  Haisoratra: mpanoratra
Asa navoany  7  Ikakilay sy Ifaralahy

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20