|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  rahonana
Fototeny  2 rahona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tenenina mafy, fa nisy ratsy nataony; levilevena: Nandrairay zavatr' olona Ikoto ka norahonan-drainy mafy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be threatened [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 Qu’on menace [1.3#499]
Ohatra  11  Tsy terena tsy vozonina izy no nilaza, ary tsy rahonana. [2.587#]
12  rahonana amin'izay izy, dia mibaboka sy manaiky lembenana. [2.298#]

Teny iditra (2/2) 13  rahonana
Fototeny  14 rahona
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  16 to be overlaid with gold, silver, etc. [1.2]

Fivaditsoratra  17 hanarano, rahonana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20