|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  rahona
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  6 Fitambaran' entona avy amin' ny ranon' ny renirano, ony, farihy, ranomasina donafan' ny hainandro, ka mitangorona eny amin' ny habakabaka ary milatsaka ho orana raha sendra miova ho mangatsiaka ny toetr' andro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a cloud. [Mal. Awan, a cloud: Polyn. Ao, aho, and aonga.] [1.2]
8 a cloud [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 nuage [1.3#499, 1.8]
Ohatra  10  Tery am-paravodilanitra tery no nisy rahona kely nitomandavana. [2.471#17]
11  Dia ora-madinika nahavonto lamba nentin' ny rahona nanafotra ny lanitra, izay nampisoka tsy fidiny ny volana aman-kintana. [2.529#]
Voambolana  12  Haitoetrandro
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 9 misy ny teny hoe rahona
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  15 Randzavola: rahona ao amin' ny Baiboly
Sary 
16 

Teny iditra (2/3) 17  rahona
Sokajin-teny  18  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  30 Teny atao amin-katezerana mba haniniana olona noho ny ratsy nataony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  31 fig. a threat, a menace [1.2]
32 a threat, a menace [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  33 menace [1.3#499, 1.8]
Mpanahaka  34  rahonavis
Fikambanana  35  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe rahona

Teny iditra (3/3) 36  rahona
Sokajin-teny  37  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny anglisy  41 gilding [1.2]

Fivaditsoratra  42 harano, 43 harona, 44 Nahora, 45 rahano, rahona, 46 rohana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22