Teny iditra | raikely (ray, kely) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano] Rafozan-dahy [1.78] | |
Fanazavàna teny anglisy | A stepfather. [1.2, 1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Le second mari de sa mère [1.8] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Fivaditsoratra | aleriky, keliray, kely ray, raikely, rekilay |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |