Teny iditra | raiketra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-tsilo fanaon' ny olona fefin-tokontany sy vala; noho ny raviny matevina sy be rano, dia izy no ataon' ny olona sakafon' ny biby -- na fanaon' ny olona sakafo koa aza -- any amin' ny tany kely ranonorana ka tsy misy voly maniry [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | raiketa [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Cactus [1.5] | |
Voambolana | Haizavamaniry: hazo | |
Tsipelina hafa | raiketa ~ raketa | |
Fivaditsoratra | erikatra, katirera, raiketra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |